|
|
|
|

Teny iditra firodorodoana (rodorodo)
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana maro miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany; fiasana haingana mirotoroto, firotorotoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05