| Teny iditra | rodorodo (rodo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. Hamaikana, hadodonana [1.1] | ||
| Ohatra | Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo.
[2.4] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2014/10/19 |
|