|
|
|
|

Teny iditra fironana (rona)
Sokajin-teny anarana
 Fihilanana, firaikana, fitongilanana [1.1]
 Inclinaison [1.3, 1.13]
Ohatra Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09