|
|
|
|

Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
 Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana [1.1]
 Jereo fironana [1.13]
 Inclinaison [1.3, 1.13]
 Fig. action de fléchir [1.3]

Teny iditra roña
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] banga [1.78]
  [Tanosy] Banga (nify) [1.78]

Teny iditra rona
Sokajin-teny anarana
  [Merina] Nom d'un arbuste indéterminé, d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09