|
|
|
|

Teny iditra fisafotofoto (safotofoto (fotofoto))
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1]
 L'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20