| Teny iditra | safotofoto (fotofoto) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra toy ny kofehy, mikorontana sy mifangaroharo izaitsizy ka tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny Toetran' ny rivotra mitambolimbolina manao tampody fohy eo no ho eo [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|