| Teny iditra | fisalovanana (salovana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fipetrahana na fankanesana eo anoloan' ny olona iray; fitsatsaingohana miteny alohan' ny olona na fanapahana ny teniny; fitsofohana na fitsabahana amin' ny raharahan' ny sasany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|