|
|
|
|

Teny iditra salovana
Sokajin-teny anarana
 Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
 The front [1.7]
 Le devant, le front [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra salovana
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [1.78]
  [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Tovy hevitra salova

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08