|
|
|
|

Teny iditra fiseranana (serana)
Sokajin-teny anarana
 Fandalovana vetivety dia lasa; fandalovana tsy maharitra: Nohirain'ny poety maro ny fiseranan'ny fiainana eto antany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20