|
|
|
|

Teny iditra serana
Sokajin-teny anarana
 Fandalovana haingana mihelina
Aretin-tampoka mahazo vetivety. [Voambolana: ] [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : serana, serako, seranao, serany, serantsika, seranay, seranareo, seran', seran-, seram-, sera-
Tovonana : -tserana, -tserako, -tseranao, -tserany, -tserantsika, -tseranay, -tseranareo, -tseran', -tseran-, -tseram-, -tsera-
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/15