|
|
|
|

Teny iditra fisisika (sisika)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina misisika na mitsofoka amim-pahakingana [1.1]

Teny iditra fisisika (sisika)
Sokajin-teny anarana
 Karazam-piravaka paingorina amin' ny akanjo, karazam-paingotra zary haingo itanana fitafiana toy ny karavaty [1.1]
 [Mod. s. from misisika (sisika).] A brooch, a hair-pin. See kavina. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/04