| Teny iditra | fisiviana (sivy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. [1.1] | ||
| Le partage en neuf parties [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|