|
|
|
|

Teny iditra sivy
Sokajin-teny mpamaritra
 Valo ampiana iray. [1.1]
  [1.1]
 Nine [1.7]
 Neuf [1.3, 1.5, 1.8]
  9
IX
Voambolana 
Ohatra Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra. [2.470]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03