| Teny iditra | fisolafahana (solafaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fibolisarana:
Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|