|
|
|
|

Teny iditra solafaka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
 Slipping [1.7]
 Qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
 Qui glisse [1.8]
Ohatra 
1Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
2Solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3]
3Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Ny lasa : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Ny hoavy : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Sampanteny 

Teny iditra solafaka
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
 Qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
Ohatra Olombelona ihany ka solafaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Ny lasa : solafaka, solafako, solafakao, solafany, solafatsika, solafakay, solafakareo, solafak', solafa-
Ny hoavy : ho solafaka, ho solafako, ho solafakao, ho solafany, ho solafatsika, ho solafakay, ho solafakareo, ho solafak', ho solafa-
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/19