| Teny iditra | fisononohana (sononoka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra:
Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fisononoka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|