|
|
|
|

Teny iditra sononoka
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin' ny fahatanterahana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/08