| Teny iditra | fisorona (sorona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1] | ||
| Teny iditra | fisorona (sorona) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra) Fanao sorona Azo atao sorona [1.1] | ||
| Teny iditra | fisorona (sorona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1] | ||
| Teny iditra | fisorona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Pierre levée des autels. [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|