|
|
|
|

Teny iditra sorona
Sokajin-teny anarana
 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona [1.1]
 A blood sacrifice [1.7]
 Sacrifice par immolation [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : sorona, soroko, soronao, sorony, sorontsika, soronay, soronareo, soron', soron-, sorom-, soro-
Tovonana : -tsorona, -tsoroko, -tsoronao, -tsorony, -tsorontsika, -tsoronay, -tsoronareo, -tsoron', -tsoron-, -tsorom-, -tsoro-
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra sorona
Sokajin-teny anarana
 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana [1.1]
 Action d'attiser, d'alimenter le feu [1.3, 1.196]
 Action d'activer la circulation [1.196]
Haiendriteny 
Tsotra : sorona, soroko, soronao, sorony, sorontsika, soronay, soronareo, soron', soron-, sorom-, soro-
Tovonana : -tsorona, -tsoroko, -tsoronao, -tsorony, -tsorontsika, -tsoronay, -tsoronareo, -tsoron', -tsoron-, -tsorom-, -tsoro-
Sampanteny 

Teny iditra sorona
Sokajin-teny anarana
 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany [1.1]
 Discrétion, réserve [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : sorona, soroko, soronao, sorony, sorontsika, soronay, soronareo, soron', soron-, sorom-, soro-
Tovonana : -tsorona, -tsoroko, -tsoronao, -tsorony, -tsorontsika, -tsoronay, -tsoronareo, -tsoron', -tsoron-, -tsorom-, -tsoro-
Sampanteny 

Teny iditra soroña
Sokajin-teny mpamaritra
  [Sihanaka] Variana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06