|
|
|
|

Teny iditra fitadidy (tadidy)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino. [1.1]
 Manière de se souvenir [1.3]
Ohatra Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy. [2.895]

Teny iditra fitadidy (tadidy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/22