|
|
|
|

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Tsaroana, tsy hadino [1.1]
 Remembered [1.2, 1.7]
 Recollected; talily is used in the provinces [1.3]
 Dont on se souvient, rappelé [1.8]
Ohatra 
1Ireto ny vitsivitsy tadidy. [2.508]
2Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [1.1]
3Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [1.244]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Ny lasa : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Ny hoavy : ho tadidy, ho tadidiko, ho tadidinao, ho tadidiny, ho tadidintsika, ho tadidinay, ho tadidinareo, ho tadidin', ho tadidin-, ho tadidim-
Filaza mandidy : tadidio
Sampanteny 

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
 Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1]

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka, Tanosy] Angano [1.78]
  [Taisaka] Lovantsofina, tantara [1.78]
  [Sihanaka] Fitadidiana [1.78]
  [Provincial] A tale, a story, a fable. See angano [1.2]
Voambolana 

Teny iditra tadidy
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] Business, the question in hand [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra talily

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/27