| Teny iditra | fitafiana (tafy) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitondrana lamba handrakofana ny tena:
Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [1.1] | |||||
| Clothing [1.7] | |||||
| Vêtements [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fitafiana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|