| Teny iditra | tafy | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1] | ||
| Unequal, disproportionate. [1.2] | ||
| Teny iditra | tafy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1] | ||
| Clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2] | ||
| Clothing [1.7] | ||
| Habit, vêtement [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|