| Teny iditra | fitana (ita) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toerana misy ny rano marivo robohina mba
hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1] | ||
| [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2] | ||
| The act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7] | ||
| Action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8] | ||
| Traversée Conductibilité [1.13] | ||
| Lahatsoratra | Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly | |
| Teny iditra | fitana (tana) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entimitana:
Izao no filana sabatra raha tsy hainao. Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1] | ||
| Teny iditra | fitana (tana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] Provincial for the hand [tanana, held.] [1.2] | ||
| Teny iditra | Fitana (fitana) | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -16.15, 49.1833333 | |
| Haianarantany | fitana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22 |
|