|
|
|
|

Teny iditra fitango (tango)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala.
Azo tangosana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20