|
|
|
|

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
 Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala [1.1]
 Action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles [1.3]
Ohatra Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra tango
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
 Coupé [1.3]

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
 Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho [1.1]
 Le manche de la cuillère [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] zanatsipika [1.78]

Teny iditra tango
Sokajin-teny mpamaritra
 Mena mavokely mangatraka [1.66]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra tango
Sokajin-teny anarana (lahy)
 Tangô (karazan-dihy vahiny milanto [...] [tohiny 1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/03