|
|
|
|

Teny iditra fitezerana (tezitra)
Sokajin-teny anarana
 Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05