| Teny iditra | tezitra | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1] | |||||
| Angry [1.7] | |||||
| Fâché, en colère [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/15 |
|