|
|
|
|

Teny iditra fitia (tia)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
 L'affection [1.3]
 Amour [1.5]
Voambolana 
Ohatra hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Haiendriteny 
Tsotra : fitia, fitiako, fitianao, fitiany, fitiantsika, fitianay, fitianareo, fitian', fitian-, fitiam-
Tovonana : -pitia, -pitiako, -pitianao, -pitiany, -pitiantsika, -pitianay, -pitianareo, -pitian', -pitian-, -pitiam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20