|
|
|
|

Teny iditra tia
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
 To love, to like [1.2]
 Aimer [1.3, 1.8]
 Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : tia
Filaza mandidy : tiava
Mpanahaka  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12