|
|
|
|

Teny iditra fitiavana (tia)
Sokajin-teny anarana
 Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1]
 Love, affection, liking [1.7]
 Amour, affection [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Fitiavana anao no nanery hiainga [2.285]
2Tsaroanao moa ny fitiavantsika fahiny? [2.529]
3Fa inona moa ny fitiavan-tanindrazana? [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/09