| Teny iditra | fitifirana (tifitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|