|
|
|
|

Teny iditra fito
Sokajin-teny mpamaritra
 Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro
Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1]
 Seven. [Jav. pitu.] [1.2]
 Seven [1.7]
 Sept [1.3, 1.5, 1.8]
  7
VII [3.1]
Voambolana 
Ohatra Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo. [2.472]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03