| Teny iditra | hafitoana (fito) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [1.1] | ||
| Seven days. [1.2] | ||
| Sept jours [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|