| Teny iditra | fitodihana (todika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihodinan' ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy [1.1] | ||
| Teny iditra | fitodihana (todika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampanarahana todika iray voafaritra mialoha [1.13] | ||
| Orientation [1.13] | ||
| Tovy hevitra | fampitodihana ~ fitarihan-dalana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|