| Teny iditra | fitohana (tohana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika [1.1] | ||
| Teny iditra | fitohana (tohana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana [1.1] | ||
| Teny iditra | fitohana (toha) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitadiavana (remby, zaha) [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|