|
|
|
|

Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
 Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera
Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany [1.1]
 A support, a prop [1.7]
 Support, soutien [1.3, 1.8]
 étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon
Figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense [1.3]
Ohatra 
1fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao. [2.298]
2Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508]
Sampanteny 

Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
 Tsy fivalanana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tohana
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] tohotra, nonon'omby [1.78]

Teny iditra tòhaña
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] fefy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19