|
|
|
|

Teny iditra fitonantonana (tonantonana)
Sokajin-teny anarana
 Fivezivezem-poana tsy misy antony, fahatongavana amin' ny toerana iray tsy misy zavatra hatao [1.1]
Tovy hevitra fitonantonanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05