|
|
|
|

Teny iditra tonantonana
Sokajin-teny anarana
 Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana
Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23