| Teny iditra | fitondra (tondra) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany Entina matetika: Harona fitondra miantsena [1.1] | |||||
| Ce qu'on peut porter, manière de porter [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|