| Teny iditra | fitoto (toto) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mitoto Azo totoina [1.1] | ||
| Ohatra | Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin' ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|