|
|
|
|

Teny iditra fitrohana (troka)
Sokajin-teny anarana
 Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana [1.1]
 Aspiration, absorption [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20