| Teny iditra | troka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisintonana ranonjavatra amin' ny orona na vava ka rivotra no isintonana azy [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | troka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Iray razana nipoirana [1.13] | ||
| Lignée [1.13] | ||
| Ohatra | Izao, hoy izy, no lazaiko aminareo Antefasy telo troka.
[2.508] | |
| Teny iditra | troka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Kibo [1.78] | ||
| Kibo [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/09 |
|