|
|
|
|

Teny iditra fitsaboana (tsabo)
Sokajin-teny anarana
 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1]
 Medical care and nursing [1.7]
 Soins médicaux [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113]
2Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/06