|
|
|
|

Teny iditra tsabo
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [1.78]
  [Sihanaka] tanimbary [1.78]

Teny iditra tsabo
Sokajin-teny anarana
 Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [1.1]
 (toute l'île). Soins donnés à un malade [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11