|
|
|
|

Teny iditra fitsaihana (tsaika)
Sokajin-teny anarana
 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1]
Tovy hevitra fitsaikana

Teny iditra fitsaihana
Sokajin-teny anarana
 Fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika [1.13]
 Fécondation [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20