|
|
|
|

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
 Zaza tsy ary fady [1.1]
 Zaza am-bohoka [1.13]
 Foetus [1.13]
Voambolana 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] Zaza [1.1]
 Ankizy [1.13]
 Enfant [1.13]
Tsipelina hafa 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
 Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
 Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
 Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05