| Teny iditra | fitsaika (tsaika) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1] | ||
| Teny iditra | fitsaika (tsaika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/12/05 |
|