|
|
|
|

Teny iditra fitselehana (tselika)
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io
Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany [1.1]
 La promptitude, l'agilité [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20