|
|
|
|

Teny iditra tselika
Sokajin-teny anarana
 Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2013/05/29